"Isa" dia application malagasy izay manana tanjona hamadika ny tarehimarika ho soratra. Ho antsika izay somary sahirana na tsy mahay mamolavola ny tarehimarika aminny teny malagasy, dia mety tsara ho anao ity application ity."Andrianiko ny teniko, ny anny hafa koa feheziko".